Marka 2:21 MG1865

21 Tsy misy olona manjaitra tapa-damba tsy mbola voalòna amin'ny lamba tonta; fa raha izany, ny vaovao izay natampina dia handrompitra ny tonta, ka hitatra ny triatra.

Vakio ny toko manontolo Marka 2

Jereo Marka 2:21 amin'ny teny manodidina.