Marka 2:23 MG1865

23 Ary nandeha namaky ny tanim-bary tamin'ny Sabata Jesosy; ary ny mpianatra dia nanoty ny salohim-bary teny am-pandehanana.

Vakio ny toko manontolo Marka 2

Jereo Marka 2:23 amin'ny teny manodidina.