Marka 2:26 MG1865

26 fa niditra tao an-tranon'Andriamanitra tamin'ny andron'i Abiatara mpisoronabe izy ka nihinana ny mofo aseho, izay mahadiso raha misy homana izany, afa-tsy ny mpisorona ihany, ary nomeny koa izay nanaraka azy?

Vakio ny toko manontolo Marka 2

Jereo Marka 2:26 amin'ny teny manodidina.