Marka 2:8 MG1865

8 Ary niaraka tamin'izay Jesosy dia nahalala tao am-panahiny fa nieritreritra izany tao am-pony ireo, dia hoy Izy taminy: Nahoana ianareo no mieritreritra izany zavatra izany ao am-ponareo?

Vakio ny toko manontolo Marka 2

Jereo Marka 2:8 amin'ny teny manodidina.