29 fa izay miteny ratsy ny Fanahy Masina kosa dia tsy mahazo famelan-keloka mandrakizay, fa miendrika hohelohina ny amin'ny ota mandrakizay izy; izany no nolazainy,
Vakio ny toko manontolo Marka 3
Jereo Marka 3:29 amin'ny teny manodidina.