Marka 3:5 MG1865

5 Ary nony nijerijery azy tamin'ny fahatezerana Izy sady nalahelo noho ny hamafin'ny fony, dia hoy Izy tamin-dralehilahy: Ahinjiro ny tananao. Dia nahinjiny, ka sitrana ny tànany.

Vakio ny toko manontolo Marka 3

Jereo Marka 3:5 amin'ny teny manodidina.