Marka 4:21 MG1865

21 Ary hoy Izy taminy: Moa entina va ny jiro mba hosaronan'ny vata famarana, na hatao ao ambanin'ny farafara? Tsy hatao amin'ny fanaovan-jiro va izy?

Vakio ny toko manontolo Marka 4

Jereo Marka 4:21 amin'ny teny manodidina.