32 Fa rehefa voafafy kosa izy, dia maniry ka tonga lehibe noho ny anana rehetra, ary mandrantsana vaventy, ka azon'ny voro-manidina itoerana ny alokalony.
Vakio ny toko manontolo Marka 4
Jereo Marka 4:32 amin'ny teny manodidina.