Marka 5:40 MG1865

40 Dia nihomehy Azy fatratra ny olona. Fa nandroaka azy rehetra Izy, dia nitondra ny ray aman-drenin-drazazavavy mbamin'izay olona teo aminy ka niditra tao amin'izay nisy an-drazazavavy.

Vakio ny toko manontolo Marka 5

Jereo Marka 5:40 amin'ny teny manodidina.