Marka 6:37 MG1865

37 Fa Izy namaly ka nanao taminy hoe: Omeonareo hanina izy. Fa hoy kosa izy ireo taminy: Handeha hividy mofo izay azon'ny denaria roan-jato va izahay, ka homenay azy hohaniny?

Vakio ny toko manontolo Marka 6

Jereo Marka 6:37 amin'ny teny manodidina.