Marka 6:41 MG1865

41 Ary rehefa voarain'i Jesosy ny mofo dimy sy ny hazandrano roa, dia niandrandra ny lanitra Izy ka nisaotra, dia novakiny ny mofo ka natolony ny mpianatra mba harosony eny anoloan'ny olona; ary ny hazandrano roa nozarainy tamin'ny olona rehetra.

Vakio ny toko manontolo Marka 6

Jereo Marka 6:41 amin'ny teny manodidina.