Marka 6:48 MG1865

48 Ary nahita azy ireo sahirana nivoy fatratra Izy, fa notohain'ny rivotra: ary tokony ho tamin'ny fiambenana fahefatra amin'ny alina dia nankeny aminy nitsangantsangana tambonin'ny ranomasina Jesosy ka nikasa handalo azy.

Vakio ny toko manontolo Marka 6

Jereo Marka 6:48 amin'ny teny manodidina.