Marka 7:11 MG1865

11 Fa hoy kosa ianareo: Raha misy olona milaza amin'ny rainy na amin'ny reniny hoe: Efa korbana (izany hoe, fanatitra ho an'Andriamanitra) izay rehetra tokony hahazoanao soa avy amiko,

Vakio ny toko manontolo Marka 7

Jereo Marka 7:11 amin'ny teny manodidina.