Marka 7:18 MG1865

18 Ary hoy Izy taminy: Hay! ianareo koa aza mba tsy mahafantatra! Tsy fantatrareo va fa izay rehetra eo ivelan'ny olona ka miditra ao anatiny dia tsy mahaloto azy,

Vakio ny toko manontolo Marka 7

Jereo Marka 7:18 amin'ny teny manodidina.