25 Fa niaraka tamin'izay dia nisy vehivavy anankiray nandre ny aminy (ny zananivavy tanora dia azom-panahy maloto), dia nankao ka niankohoka tamin'ny tongony.
Vakio ny toko manontolo Marka 7
Jereo Marka 7:25 amin'ny teny manodidina.