3 (Fa ny Fariseo sy ny Jiosy rehetra tsy mba mihinana, raha tsy efa manasa tsara ny tànany, satria mitàna ny fampianarana voatolotry ny razana izy.
Vakio ny toko manontolo Marka 7
Jereo Marka 7:3 amin'ny teny manodidina.