Marka 7:6 MG1865

6 Fa Jesosy nanao taminy hoe: Marina ny naminanian'Isaia anareo mpihatsaravelatsihy, araka ny voasoratra hoe: Ity firenena ity manaja Ahy amin'ny molony, Fa ny fony kosa lavitra Ahy.

Vakio ny toko manontolo Marka 7

Jereo Marka 7:6 amin'ny teny manodidina.