Marka 8:19 MG1865

19 Raha ny mofo dimy no novakiko ho an'ny dimy arivo, firy harona moa no sombintsombiny nangoninareo? Hoy ny mpianany taminy: Roa ambin'ny folo.

Vakio ny toko manontolo Marka 8

Jereo Marka 8:19 amin'ny teny manodidina.