Marka 8:23 MG1865

23 Ary nitantana ilay jamba Izy ka nitondra azy teny ivelan'ny tanàna; ary rehefa nororany ny masony, ka napetrany taminy ny tànany, dia nanontaniany hoe izy: Mahita zavatra va ianao?

Vakio ny toko manontolo Marka 8

Jereo Marka 8:23 amin'ny teny manodidina.