Marka 8:25 MG1865

25 Dia napetrany tamin'ny masony indray ny tànany, dia nibanjina ralehilahy ka nahiratra tsara, ary hitany miharihary ny zavatra rehetra.

Vakio ny toko manontolo Marka 8

Jereo Marka 8:25 amin'ny teny manodidina.