Marka 8:31 MG1865

31 Dia nampianatra azy Izy fa ny Zanak'olona tsy maintsy hijaly mafy ka holavin'ny loholona sy ny lohan'ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna, dia hovonoiny, ary rehefa afaka hateloana, dia hitsangana indray Izy.

Vakio ny toko manontolo Marka 8

Jereo Marka 8:31 amin'ny teny manodidina.