Marka 8:6 MG1865

6 Dia nasainy nipetraka tamin'ny tany ny vahoaka; ary dia nandray ny mofo fito Izy, ka rehefa nisaotra, dia novakiny ka natolony ny mpianany mba harosony; dia narosony teny anoloan'ny vahoaka izany.

Vakio ny toko manontolo Marka 8

Jereo Marka 8:6 amin'ny teny manodidina.