Marka 9:13 MG1865

13 Nefa lazaiko aminareo: Efa tonga Elia, sady nataon'ny olona taminy izay sitraky ny fony araka ny nanoratana azy.

Vakio ny toko manontolo Marka 9

Jereo Marka 9:13 amin'ny teny manodidina.