Marka 9:18 MG1865

18 ary na aiza na aiza no ahazoany azy, dia ampihinjitrinjiriny izy, ary mandoa vory, dia mikitro-nify sady valaka dia valaka; ary niteny tamin'ny mpianatrao aho mba hamoaka izany; fa tsy hainy.

Vakio ny toko manontolo Marka 9

Jereo Marka 9:18 amin'ny teny manodidina.