Marka 9:26 MG1865

26 Ary rehefa ninananana izy sady nampifanintontsintona mafy ilay zazalahy, dia nivoaka taminy; ary efa toy ny maty, ka dia nataon'ny maro hoe: Maty.

Vakio ny toko manontolo Marka 9

Jereo Marka 9:26 amin'ny teny manodidina.