Marka 9:31 MG1865

31 Fa nampianatra ny mpianany Izy ka nanao taminy hoe: Ny Zanak'olona dia hatolotra eo an-tànan'ny olona ka hovonoiny; ary rehefa voavono Izy, dia hitsangana rehefa afaka hateloana.

Vakio ny toko manontolo Marka 9

Jereo Marka 9:31 amin'ny teny manodidina.