Marka 9:38 MG1865

38 Ary hoy Jaona taminy: Mpampianatra ô, nahita olona anankiray namoaka demonia tamin'ny anaranao izahay, ka noraranay izy, satria tsy nanaraka antsika.

Vakio ny toko manontolo Marka 9

Jereo Marka 9:38 amin'ny teny manodidina.