Marka 9:41 MG1865

41 Fa na iza na iza no manome anareo rano eran'ny kapoaka hosotroinareo, satria an'i Kristy ianareo, dia lazaiko aminareo marina tokoa fa tsy ho very ny valim-pitiany.

Vakio ny toko manontolo Marka 9

Jereo Marka 9:41 amin'ny teny manodidina.