Marka 9:43 MG1865

43 Ary raha ny tananao no manafintohina anao, tapaho izy; fa tsara ho anao ny hiditra kilemaina any amin'ny fiainana noho ny manana tanana roa, nefa hariana any amin'ny helo, dia any amin'ny afo tsy azo vonoina.

Vakio ny toko manontolo Marka 9

Jereo Marka 9:43 amin'ny teny manodidina.