Matio 1:21 MG1865

21 ka hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe Jesosy; fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin'ny fahotany.

Vakio ny toko manontolo Matio 1

Jereo Matio 1:21 amin'ny teny manodidina.