Matio 10:13 MG1865

13 Koa raha miendrika ny ao an-trano, dia aoka ho ao aminy ny fiadanana tononinareo; fa raha tsy miendrika izy, dia aoka hiverina aminareo ny fiadanana voatononareo.

Vakio ny toko manontolo Matio 10

Jereo Matio 10:13 amin'ny teny manodidina.