Matio 10:15 MG1865

15 Lazaiko aminareo marina tokoa fa ho moramora kokoa ny ho amin'ny tany Sodoma sy Gomora amin'ny andro fitsarana noho ny ho amin'izany tanàna izany.

Vakio ny toko manontolo Matio 10

Jereo Matio 10:15 amin'ny teny manodidina.