Matio 10:17 MG1865

17 Ary mitandrema ianareo noho ny amin'ny olona; fa hatolony ho amin'ny Synedriona sy hokapohiny ao amin'ny synagogany ianareo;

Vakio ny toko manontolo Matio 10

Jereo Matio 10:17 amin'ny teny manodidina.