Matio 10:19 MG1865

19 Fa raha manolotra anareo izy, dia aza manahy ny amin'izay fomba hitenenanareo, na izay holazainareo; Fa homena anareo amin izany ora izany izay holazainareo.

Vakio ny toko manontolo Matio 10

Jereo Matio 10:19 amin'ny teny manodidina.