Matio 10:23 MG1865

23 Ary raha manenjika anareo amin'ny tanàna anankiray ny olona dia mandosira ho any amin'ny hafa; fa lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy hahatapitra ny tanànan'ny Isiraely ianareo tsy akory mandra-pahatongan'ny Zanak'olona.

Vakio ny toko manontolo Matio 10

Jereo Matio 10:23 amin'ny teny manodidina.