Matio 10:5 MG1865

5 Ireo roa ambin'ny folo lahy ireo dia nirahin'i Jesosy ka nodidiany hoe: Aza mandeha any amin'ny lalan'ny jentilisa, ary aza miakatra amin'izay tanànan'ny Samaritana,

Vakio ny toko manontolo Matio 10

Jereo Matio 10:5 amin'ny teny manodidina.