Matio 11:5 MG1865

5 Mahiratra ny jamba, ary afaka ny mandringa; diovina ny boka, ary malady ny marenina; atsangana ny maty, ary ny malahelo dia itoriana ny filazantsara.

Vakio ny toko manontolo Matio 11

Jereo Matio 11:5 amin'ny teny manodidina.