Matio 12:1 MG1865

1 Tamin'izany andro izany Jesosy nandeha namaky ny tanimbary tamin'ny Sabata; ary noana ny mpianany ka nanoty salohim-bary, dia nihinana.

Vakio ny toko manontolo Matio 12

Jereo Matio 12:1 amin'ny teny manodidina.