18 Indro ny Mpanompoko, Izay nofidiko, Ny Malalako, Izay sitraky ny foko indrindra; Hapetrako ao aminy ny Fanahiko, Ary hitory ny rariny amin'ny jentilisa Izy;
Vakio ny toko manontolo Matio 12
Jereo Matio 12:18 amin'ny teny manodidina.