Matio 12:22 MG1865

22 Dia nentina tany amin'i Jesosy ny lehilahy anankiray izay demoniaka, sady jamba no moana; dia nositraniny, ka dia niteny sy nahita ilay moana.

Vakio ny toko manontolo Matio 12

Jereo Matio 12:22 amin'ny teny manodidina.