Matio 12:24 MG1865

24 Fa nony ren'ny Fariseo izany, dia hoy izy: Tsy misy amoahan'ilehiny ny demonia, afa-tsy Belzeboba, lohan'ny demonia.

Vakio ny toko manontolo Matio 12

Jereo Matio 12:24 amin'ny teny manodidina.