Matio 12:27 MG1865

27 Ary raha Belzeboba no amoahako ny demonia, iza kosa no mba amoahan'ny zanakareo azy? ary noho izany dia izy ihany no ho mpitsara anareo.

Vakio ny toko manontolo Matio 12

Jereo Matio 12:27 amin'ny teny manodidina.