Matio 12:29 MG1865

29 Fa hataon'ny olona ahoana no fiditra ao an-tranon'ny mahery handroba ny entany, raha tsy afatony aloha ny mahery? dia vao handroba ny ao an-tranony izy.

Vakio ny toko manontolo Matio 12

Jereo Matio 12:29 amin'ny teny manodidina.