Matio 12:31 MG1865

31 Ary noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Hahazo famelan-keloka ny olona amin'ny ota sy fitenenan-dratsy samy hafa rehetra; fa tsy hahazo famelan-keloka ny olona amin'ny fitenenan-dratsy ny Fanahy Masina.

Vakio ny toko manontolo Matio 12

Jereo Matio 12:31 amin'ny teny manodidina.