Matio 12:33 MG1865

33 Koa ataovy tsara ny hazo mbamin'ny voany, na ataovy ratsy ny hazo mbamin'ny voany; fa ny voany no ahafantarana ny hazo.

Vakio ny toko manontolo Matio 12

Jereo Matio 12:33 amin'ny teny manodidina.