Matio 12:4 MG1865

4 Fa niditra tao amin'ny tranon'Andriamanitra izy ka nihinana ny mofo aseho, izay nahadiso raha haniny, na izay nanaraka azy, afa-tsy ny mpisorona ihany?

Vakio ny toko manontolo Matio 12

Jereo Matio 12:4 amin'ny teny manodidina.