Matio 13:17 MG1865

17 Fa lazaiko aminareo marina tokoa fa maro ny mpaminany sy ny olona marina naniry hahita izay hitanareo, nefa tsy mba nahita; ary naniry handre izay renareo, nefa tsy mba nandre.

Vakio ny toko manontolo Matio 13

Jereo Matio 13:17 amin'ny teny manodidina.