Matio 13:19 MG1865

19 Raha misy mandre ny tenin'ny fanjakana, fa tsy mahalala, dia avy ilay ratsy ka manaisotra izay nafafy tao am-pony. Dia izany no ilay nafafy teny amoron-dalana.

Vakio ny toko manontolo Matio 13

Jereo Matio 13:19 amin'ny teny manodidina.