Matio 13:2 MG1865

2 Ary nisy vahoaka betsaka tafangona teo aminy, dia niditra teo an-tsambokely Izy ka nipetraka; ary ny vahoaka rehetra kosa dia teny amoron-dranomasina.

Vakio ny toko manontolo Matio 13

Jereo Matio 13:2 amin'ny teny manodidina.