Matio 13:36 MG1865

36 Ary rehefa nampody ny vahoaka Jesosy, dia niditra tao an-trano Izy, ary ny mpianany nankao aminy ka nanao hoe: Lazao aminay ny hevitry ny fanoharana ny amin'ny tsimparifary tany an-tanimbary.

Vakio ny toko manontolo Matio 13

Jereo Matio 13:36 amin'ny teny manodidina.